1 Mpanjaka 1:9 MG1865

9 Ary Adonia namono ondry aman'osy sy omby ary zanak'omby mifahy teo anilan'ny vato Zoheleta tanilan'i En-rogela ka nanasa ny rahalahiny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra sy ny lehilahy rehetra amin'ny Joda, mpanompon'ny mpanjaka;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:9 amin'ny teny manodidina.