1 Samoela 1:12 MG1865

12 Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan'i Jehovah izy, dia nodinihin'i Ely ny vavany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:12 amin'ny teny manodidina.