1 Samoela 12:19 MG1865

19 Dia hoy ny vahoaka rehetra tamin'i Samoela: Mangataha amin'i Jehovah Andriamanitrao ho an'ny mpanomponao, Fandrao maty izahay! fa efa nanao izao ratsy Izao izahay ho fanampin'ny fahotanay rehetra, satria nangataka mpanjaka ho anay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:19 amin'ny teny manodidina.