1 Samoela 14:3 MG1865

3 ary teo koa nisalotra efoda Ahia, zanak'i Ahitoba, rahalahin'i Ikaboda, zanak'i Finehasa, zanak'i Ely, mpisoron'i Jehovah tany Silo. Fa tsy fantatry ny olona fa lasa Jonatana.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:3 amin'ny teny manodidina.