1 Samoela 17:7 MG1865

7 Ary ny haben'ny zaran-defony dia tahaka ny vodi-tenon'ny mpanenona; ary ny lela-lefony dia vy lanjan-tsekely enin-jato; ary nisy nitondra ny ampinga lehibe nandeha teo alohany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:7 amin'ny teny manodidina.