1 Samoela 4:8 MG1865

8 Mahita loza isika! Iza no hamonjy antsika amin'ny tànan'ireo andriamanitra mahery ireo? Ireo no andriamanitra izay namely ny Egyptiana tamin'ny kapoka rehetra tany an-efitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:8 amin'ny teny manodidina.