1 Tantara 17:17 MG1865

17 Ary mbola nataonao ho zavatra kely ihany aza izany, Andriamanitra ô; fa, indro, efa voalazanao koa ny amin'ny taranaky ny mpanomponao hatramin'ny mbola any aoriana lavitra aza, ary nitsinjo ahy araka ny fanaon'ny olona Hianao, Jehovah Andriamanitra ô, ka nanandratra ahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:17 amin'ny teny manodidina.