1 Tantara 21:18 MG1865

18 Ary Gada nasain'Ilay Anjelin'i Jehovah hilaza amin'i Davida mba hiakatra hanangana alitara ho an'i Jehovah ao amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:18 amin'ny teny manodidina.