2 Mpanjaka 10:10 MG1865

10 Aoka ho fantatrareo ary fa tsy hisy raraka an-tany ny tenin'i Jehovah izay nolazainy ny amin'ny taranak'i Ahaba; fa Jehovah efa nanao izay nampilazainy an'i Elia mpanompony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:10 amin'ny teny manodidina.