2 Mpanjaka 11:8 MG1865

8 Ary hanemitra manodidina ny mpanjaka ianareo, samy mitana ny fiadiany avy; ka na iza na iza mamaky laharana dia vonoy, ary arahonareo ny mpanjaka, na mivoaka na miditra izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:8 amin'ny teny manodidina.