2 Mpanjaka 15:33 MG1865

33 Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin'i Zadoka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:33 amin'ny teny manodidina.