2 Mpanjaka 18:28 MG1865

28 Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria:

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:28 amin'ny teny manodidina.