2 Mpanjaka 19:4 MG1865

4 Angamba ho ren'i Jehovah Andriamanitrao ny teny rehetra nataon-dRabsake, izay nirahin'ny mpanjakan'i Asyria tompony hihaika an'Andriamanitra velona, ka mba hovaliany izy noho ny teniny izay efa ren'i Jehovah Andriamanitrao; koa aingao ny vavakao hamonjy izay mbola sisa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:4 amin'ny teny manodidina.