2 Mpanjaka 23:35 MG1865

35 Ary ny volafotsy sy ny volamena dia nomen'i Joiakima an'i Farao; kanefa notombanany avokoa ny olona rehetra araka ny didin'i Farao, ary ny vahoaka rehetra dia samy nampandoaviny vola araka ny tombany avy, mba homeny an'i Farao-neko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:35 amin'ny teny manodidina.