2 Mpanjaka 3:1 MG1865

1 Ary Jorama, zanak'i Ahaba, vao nanjaka tamin'ny Isiraely tao Samaria tamin'ny fahavalo ambin'ny folo taona nanjakan'i Josafata, mpanjakan'ny Joda, ary nanjaka roa ambin'ny folo taona izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:1 amin'ny teny manodidina.