2 Mpanjaka 4:27 MG1865

27 Ary rehefa tonga tany amin'ny lehilahin'Andriamanitra tany an-tendrombohitra izy, dia nandray ny tongony; fa Gehazy nanatona hampiala azy. Nefa hoy ny lehilahin'Andriamanitra: Avelao ihany izy, fa ory ny fanahiny ao anatiny, ary Jehovah efa nanafina izany tamiko, fa tsy nanambara tamiko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:27 amin'ny teny manodidina.