16 Fa hoy izy: Raha velona koa Jehovah, Izay itsanganako eo anatrehany, tsy handray mihitsy aho. Ary nanery azy handray izy; fa tsy nety Elisa.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5
Jereo 2 Mpanjaka 5:16 amin'ny teny manodidina.