13 Fa hoy Hazaela: Fa zinona moa ny mpanomponao, dia ity alika ity, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa Elisa namaly hoe: Efa nasehon'i Jehovah tamiko fa, indro, ianao ho mpanjakan'i Syria.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8
Jereo 2 Mpanjaka 8:13 amin'ny teny manodidina.