14 Dia niala tamin'i Elisa izy ka nankany amin'ny tompony; ary izy nanontany azy hoe: Ahoana no nolazain'i Elisa taminao? Dia namaly hoe izy: Nolazainy tamiko fa ho velona tokoa ianao.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8
Jereo 2 Mpanjaka 8:14 amin'ny teny manodidina.