2 Tantara 13:7 MG1865

7 Ary koa, nisy olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an-dRehoboama, zanak'Solomona, raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:7 amin'ny teny manodidina.