2 Tantara 16:2 MG1865

2 Ary Asa namoaka volafotsy sy volamena avy tamin'ny rakitry ny tranon'i Jehovah sy ny tranon'ny mpanjaka, dia nampitondra azy tany amin'i Beni-hadada, mpanjakan'i Syria, izay nitoetra tany Damaskosy, ka nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 16

Jereo 2 Tantara 16:2 amin'ny teny manodidina.