2 Tantara 35:17 MG1865

17 Ary ny Zanak'isiraely izay vory teo dia nitandrina ny paska fahizay sy ny andro firavoravoana hafitoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:17 amin'ny teny manodidina.