2 Tantara 4:11 MG1865

11 Ary Hirama nanao ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron'afo ary ny lovia famafazana. Dia vitan'i Hirama ny asa izay nataony ho an'i Solomona mpanjaka ho amin'ny tranon'Andriamanitra:

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 4

Jereo 2 Tantara 4:11 amin'ny teny manodidina.