10 Ary nony tamin'ny andro fahatelo amby roa-polo tamin'ny volana fahafito dia nampodiny ho Eny an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon'i Jehovah tamin'i Davida sy Solomona ary ny Isiraely olony.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7
Jereo 2 Tantara 7:10 amin'ny teny manodidina.