Amosa 1:11 MG1865

11 Izao no lazain'i Jehovah: noho ny fahotana telon'i Edoma, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nanenjika ny rahalahiny tamin'ny sabatra izy, ka nofoanany ny fiantrany, ny fahatezerany dia namiravira mandrakariva, ary ny fahavinirany notehiriziny lalandava;

Vakio ny toko manontolo Amosa 1

Jereo Amosa 1:11 amin'ny teny manodidina.