Amosa 3:4 MG1865

4 Mierona any an'ala va ny liona, raha tsy mahita toha? Manerona ao an-davany va ny liona tanora, raha tsy mahazo zavatra?

Vakio ny toko manontolo Amosa 3

Jereo Amosa 3:4 amin'ny teny manodidina.