11 Niantso mafy izy ka nanao hoe: Kapao io hazo io, dia rantsano; ahintsano ny raviny, ary aelezo ny voany; aoka ny biby hipariaka avy eo ambaniny, ary ny vorona hiboridana avy eny amin'ny rantsany.
Vakio ny toko manontolo Daniela 4
Jereo Daniela 4:11 amin'ny teny manodidina.