Eksodosy 12:13 MG1865

13 Ary ny rà dia ho famantarana ho anareo eo amin'ny trano izay itoeranareo; ary raha mahita ny rà Aho, dia handalo anareo, ka tsy hisy loza handringana anareo, raha mamely ny tany Egypta Aho.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:13 amin'ny teny manodidina.