Eksodosy 12:16 MG1865

16 Ary amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo ary amin'ny andro fahafito koa hisy fivoriana masina; tsy hanao raharaha akory ianareo amin'izany andro izany, afa-tsy izay hohanin'ny isan-olona, dia izany ihany no hamboarinareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:16 amin'ny teny manodidina.