Eksodosy 14:21 MG1865

21 Dia nahinjitr'i Mosesy teo ambonin'ny ranomasina ny tànany; ary rivotra mahery avy atsinanana no nampisavan'i Jehovah ny ranomasina mandritra iny alina iny, ka nataony tany maina ny ranomasina, ary dia voasaraka ny rano.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:21 amin'ny teny manodidina.