Eksodosy 14:8 MG1865

8 Ary Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, mpanjakan'i Egypta, dia nanenjika ny Zanak'Isiraely izy, na dia tamin'ny tanana avo aza no nivoahany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:8 amin'ny teny manodidina.