Eksodosy 18:18 MG1865

18 Samy ho reraka mihitsy, na ianao na izao olona miaraka aminao izao; fa mavesatra aminao loatra izao zavatra izao, ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:18 amin'ny teny manodidina.