Eksodosy 18:22 MG1865

22 Ary aoka ireo no hitsara ny olona mandrakariva, ka ny ady lehibe rehetra no aoka ho entiny aminao, fa ny ady madinidinika rehetra kosa dia aoka hotsarainy ihany; dia ho maivamaivana kokoa aminao izany, ka dia hiara-mitondra aminao ireo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:22 amin'ny teny manodidina.