23 Raha hanao araka izany zavatra izany ianao, ka hilaza izay didy aminao Andriamanitra, dia haharitra ianao, ary izao olona rehetra izao koa dia ho tonga soa aman-tsara any amin'ny taniny.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18
Jereo Eksodosy 18:23 amin'ny teny manodidina.