Eksodosy 19:13 MG1865

13 tsy hisy tanana hikasika azy, fa hotoraham-bato tokoa izy, na hotifirina tokoa, na biby na olona, tsy mba hovelomina izy; fa raha manao feo lavareny ny anjomara, dia vao hiakatra ho ao amin'ny tendrombohitra izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:13 amin'ny teny manodidina.