Eksodosy 19:20 MG1865

20 Ary Jehovah nidina nankeo an-tendrombohitra Sinay, dia teo an-tampon'ny tendrombohitra; ary Jehovah niantso an'i Mosesy hankeo an-tampon'ny tendrombohitra; dia niakatra Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:20 amin'ny teny manodidina.