Eksodosy 20:18 MG1865

18 Ary ny olona rehetra nandre ny kotrokorana sy ny feon'ny anjomara ary nahita ny helatra sy ny tendrombohitra nivoa-tsetroka, ary nony nahita izany ny olona, dia toran-kovitra izy ka nijanona teny lavitra eny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 20

Jereo Eksodosy 20:18 amin'ny teny manodidina.