Eksodosy 30:15 MG1865

15 Ny manan-karena tsy handoa mihoatra noho ny antsasaky ny sekely, ary ny malahelo tsy handoa latsaka, raha mandoa ny fanatitra ho an'i Jehovah izy, hanavotra ny ainareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30

Jereo Eksodosy 30:15 amin'ny teny manodidina.