Eksodosy 38:10 MG1865

10 ary roa-polo ny tsangantsangany, ary roa-polo ny faladiany vara­hina; ary volafotsy ny fihantonany amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:10 amin'ny teny manodidina.