Eksodosy 38:11 MG1865

11 Ary tamin'ny lafiny avaratra koa nisy zato hakiho sy ny tsangantsangany roa-polo ary ny faladiany varahina roa-polo; volafotsy ny fihantonany amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:11 amin'ny teny manodidina.