Eksodosy 7:22 MG1865

22 Ary ny ombiasy teo Egypta, dia mba nanao toy izany koa tamin'ny fankatovany; ka dia nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 7

Jereo Eksodosy 7:22 amin'ny teny manodidina.