Ezekiela 17:22 MG1865

22 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izaho dia haka amin'ny rantsana avo indrindra amin'ny sedera avo, ka hamboleko izany; holaingosako ny tendron'ny laingony milenodenoka, ka hamboleko ao amin'ny tendrombohitra avo sy milangalanga izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:22 amin'ny teny manodidina.