Ezekiela 23:20 MG1865

20 Fa izy dia maimay tamin'ireo lehilahiny, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin'ny soavaly.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:20 amin'ny teny manodidina.