22 Koa izao, ry Oholiba, no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hotairiko hamely anao ireny lehilahinao, izay efa niombotan'ny fanahinao, ka ho entiko avy amin'ny tany manodidina izy mba hamely anao,
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23
Jereo Ezekiela 23:22 amin'ny teny manodidina.