Ezekiela 23:40 MG1865

40 Ary koa, naniraka ho any amin'ny olona avy lavitra ianao; eny, nanirahanao ireo, ka, indreo, tonga izay efa nandroanao sy nanosoranao loko mainty ny masonao sy niravahanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:40 amin'ny teny manodidina.