Ezekiela 34:12 MG1865

12 Toy ny fandinidiniko ny mpiandry ny ondriny amin'izay andro hahatratrarany ny ondriny izay efa niely, dia toy izany no handinidinihako ny ondriko sy hamonjeko azy avy any amin'izay rehetra efa nielezany tamin'ny andro mandrahona sy maizim-pito.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:12 amin'ny teny manodidina.