Ezekiela 5:12 MG1865

12 Ny ampahatelony eo aminao dia ho fatin'ny areti-mandringana na ho ringan'ny mosary eo aminao; ary ny ampahatelony dia ho lavon'ny sabatra manodidina anao; ary ny ampahatelony dia haeliko ho amin'ny rivotra rehetra, ary hanatsoaka sabatra ho entiko manenjika azy Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5

Jereo Ezekiela 5:12 amin'ny teny manodidina.