Hosea 11:8 MG1865

8 Hataoko ahoana e no fahafoy anao, ry Efraima, na ho fanolotra anao, ry Isiraely! Hataoko ahoana e no fanao anao ho tahaka an'i Adma! Hataoko ahoana e no fametraka anao ho tahaka an'i Zeboima! Onena ny foko, mafy loatra ny alaheloko.

Vakio ny toko manontolo Hosea 11

Jereo Hosea 11:8 amin'ny teny manodidina.