Hosea 6:6 MG1865

6 Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, ary fahalalana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana.

Vakio ny toko manontolo Hosea 6

Jereo Hosea 6:6 amin'ny teny manodidina.