Hosea 9:15 MG1865

15 Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian'ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 9

Jereo Hosea 9:15 amin'ny teny manodidina.